|
|
|
|

Teny iditra1  mampihemotra
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Ohatra  3  [2.4] Tamiko dia arakaraka ny halavan' ny fotoam-pivavahana, no mampihemotra koa ny fotoana tena hisehoako sy hidirako an-tsehatra manokana, raha ohatrohatra ka hisy izany.
Fototeny  4  hemotra
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny mampihemotra io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07