Teny iditra | 1 mampihena |
Fototeny | 2 hena |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to lessen, to diminish |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] diminuer, amoindrir |
Ohatra |
6 mety mandatsa-bidy na mandetsy, izany hoe mampihena ny vidin' ny entany; [2.436#] 7 mampihena tsy hita noanoa ny fandaniana noho ny karaman' ny mpiasa izany. [2.472#] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 11 hamempina, mampihena, niempaham |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |