|
|
|
|

Teny iditra1  mampihoron-koditra
Singan-teny  2  mampihoro, hoditra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  4  [3.1] donner la chair de poule
Ohatra  5  Nanonofy ratsy indray izy dia nofy faran'izay mampihoron-koditra indrindra. [2.895]
6  Feo mampatahotra sy mampihoron-koditra no antsain' ny zava-boahary ao anatin' ny alina. [2.471]
7  Ary moa tsy mampihoron-koditra ve ny mijery tovolahy, vao vaky maso, nefa mianjonanjona amin' ny fotsy volo? [2.285]

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08