Teny iditra | mampijanona (janona) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | To stop, to halt [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Arrêter, interrompre, faire cesser [1.8] | ||||||
Ohatra | Fanafody mampijanona fanaintainana, hoy aho, tena mandaitra ary miasa haingana.
[2.4] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/06 |