Teny iditra | 1 mampijoro |
Fototeny | 2 joro |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.13] manangana |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] mettre en station 6 [1.5] relever |
Ohatra |
7 Satria ny taolana no mampijoro ny tenan' ny olona, dia ao no itoeran' ny fahasalamana sy ny tanjaka. [1.38] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |