Teny iditra mampikaikaika (kaikaika (kaika))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra Zazalahy mbola vao folo taona monja no nampikaikaika ireo mponina tao amin'ny fokontany Ambany Atsimo [4.14]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampikaikaika, mampikaikaik', mampikaikai-
Ny lasa : nampikaikaika, nampikaikaik', nampikaikai-
Ny hoavy : hampikaikaika, hampikaikaik', hampikaikai-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20