Teny iditra | mampiketrona (ketrona) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mahatonga fivalombalonana amin' ny tarehy: Ny hahiazana koa mampiketrona ny tarehy fa tsy ny fahanterana ihany akory [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |