Teny iditra mampilendalenda (lendalenda (lenda))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Maha-te hihinana fatratra: Mampilendalenda fatratra ireto voankazo masaka mihantonkantona eny ambony hazo [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampilendalenda
Ny lasa : nampilendalenda
Ny hoavy : hampilendalenda

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20