Teny iditra mampiraidraika (raidraika (raika))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra Injany anefa any ho any, mitopy moramora avy atsinanana, mampiraidraika ny tendron' ny filao [2.499]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampiraidraika, mampiraidraik', mampiraidrai-
Ny lasa : nampiraidraika, nampiraidraik', nampiraidrai-
Ny hoavy : hampiraidraika, hampiraidraik', hampiraidrai-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20