|
|
|
|

Teny iditra1  mampisaina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  saina
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra 
Ohatra  8  [2.298#] Tahaka ny kilalao, satria tsy mifototra amin'ny tena zavatra: nefa ahitany hevitra tsy nampoizina, ka mampisaina tampoka an'izay mihaino.
9  [2.356#] Tsy fiasana ampitana na andraisana fahalalana fotsiny izy, fa fitaovana entina misaina sy mampisaina, entina mieritre-ritra sy mampieritreritra.

Fivaditsoratra  10  mampisaina, nampiasaim

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10