Teny iditra mampitia (tia)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra 
1Tantaraina ny angano, hoy ny mpanoratra, fa sady vakoka io no kolontsaina, sady fanabeazana mampitia vaky-boky izay tsy ferana ho bokin' angano fotsiny tsy akory. [2.528]
2Ny fahasoavana, Andriamanitra no mibeda anao dia mampitia anao ny hafa ka tonga hatramin' ny fiheveranao azy ho ambony noho ianao, tsara kokoa, manan-tsaina kokoa noho ianao. [1.369]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampitia, mampitian', mampitian-, mampitiam-
Ny lasa : nampitia, nampitian', nampitian-, nampitiam-
Ny hoavy : hampitia, hampitian', hampitian-, hampitiam-

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20