|
|
|
|

Teny iditra1  mampitohy (tohy)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Voambolana  3  Fizìka
Fanazavàna teny frantsay  4  connecter, brancher [1.13]
Ohatra  5  Varatra no ilazana ny tselatra mampitohy ny tany sy ny rahona. [2.332#]
6  Amboanana, mba hatao teteza mampitohy an'Atsimonivato sy ny Zanakantitra aty ambony. [2.588#]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/22