Teny iditra | mampivangongo (vangongo) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetra mampihaona tanam-pahazavana maro eo amin'ny teboka iray [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Convergent [1.13] | |
Voambolana | Fizìka | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |