Teny iditra | mamy (hamy) | ||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
Famaritana malagasy | Mahafina ritra amin' ny lela ny tsirony: Mamy ny tantely ¶ Tiana, ankafizina fatratra: Mamy ny zanaka ¶ Mahafinaritra, tsaroan' ny aina: Mamy ny miaina. [Rajemisa 1985] | ||||
Fandikana anglisy | sweet [Richardson 1885, Hallanger 1973] | ||||
well-liked [Hallanger 1973] | |||||
Fandikana frantsay | doux ¶ chéri [Abinal 1888, Hallanger 1974] | ||||
suave, excellent, agréable, délicieux; à quoi on tient, on est attaché: Mamy ity fanafody ity (Ce remède est doux) ~ Mamy ireo voankazo ireo (Ces fruits sont doux, excellents) ~ Mamiko ity zanako ity (Cet enfant fait mes délices, je chéris cet enfant) ~ Mamy ny miaina (On est attaché à la vie) [Abinal 1888] | |||||
sucré [Hallanger 1974] | |||||
Sampanteny |
| ||||
Teny mitovy hevitra | fy ~ mafilotra ~ matsiro | ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Ohatra |
| ||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny mamy io | ||||
Haianarantany | |||||
Teny iditra | mamy | ||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||
Famaritana malagasy | [Taisaka] manafina [Rakotosaona 1975] | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |