Teny iditra (1/2) | 1 manonja |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Misy onja, misamboaravoaran' ny onja: Nanonja ny ranomasina androany |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to rise up in waves, to undulate. 5 [1.7] to rise up in waves |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] avoir les flots agités |
Ohatra |
7 [2.471] Rahefa ratsy ny andro, ka manonja loatra ny ranomasina, dia tsy miasa... |
Fototeny | 8 onja |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny manonja io |
Teny iditra (2/2) | 14 manonjà |
Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manonja [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.3] |
Fototeny | 17 onja |
Fivaditsoratra | 18 anonjam, manan-jo, mananjo, manonjà, manonja, najanom, namonja, naonjam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/06/28 |
![]() |