Teny iditra manabehambehana (behambehana (behana))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manasabaka ny sandry na tongotra mba hanakantsakanana ny hafa: Manabehambehana ny sandriny izy rehefa mandeha [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manabehambehana
Ny lasa : nanabehambehana
Ny hoavy : hanabehambehana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20