Teny iditra manabetsaka (betsaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampitombo isa zavatra mba hahatonga azy ho be dia be [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To make to increase, to cause to become many [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Augmenter le nombre, rendre nombreux [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manabetsaka
Ny lasa : nanabetsaka
Ny hoavy : hanabetsaka
Filaza mandidy : manabetsaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20