Teny iditra | 1 manaboabo |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] manavoavo, manaingainga, manambonimbony: tsy mety ny manaboabo olona mpamita-bahoaka tahaka ireny midera fatraira, manome voninahitra lehibe, mankalaza izaitsizy: nanaboabo ny filoham-pirenena ny vahoaka manondrotra, mampakatra, manovona: amin' ny taona ambony izahay no hanaboabo ny tranonay |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] To elevate, to raise higher, to honour, to exalt. |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#1] Vanter, exalter |
Fototeny | 6 aboabo |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 11 ambobanao, boamboana, manaboabo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/02 |
![]() |