Teny iditra manabokitra (bokitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampibohitra, mampibontsina, mampivohitra, mampivohon-tsotro [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Bomber, rendre convexe [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manabokitra
Ny lasa : nanabokitra
Ny hoavy : hanabokitra
Filaza mandidy : manabokira

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/22