|
|
|
|

Teny iditra1  manabonoka
Fototeny  2  bonoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Manarona sy mandrakotra manodidina tanteraka: Nanabonoka ny zanany manavy Ravao [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8 manabonoka, 9 manakobòna, manakobona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19