Teny iditra manaborotsaka (borotsaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamela hitambotsotra, hikorotsaka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manaborotsaka
Ny lasa : nanaborotsaka
Ny hoavy : hanaborotsaka
Filaza mandidy : manaborotsaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05