Teny iditra manadimy (dimy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mizara dimy [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay partager, diviser en cinq [Abinal 1888]
Endriteny 
manadimy
nanadimy
hanadimy
manadimia

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31