Teny iditra manadio (dio)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manala loto: Manadio tanàna
¶ Manala pentina: Manadio ny fanahy ny sakramenta sasany [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy same as mandio and more frequently used [Richardson 1885]
Fandikana frantsay nettoyer; purifier [SLP 1986]
Endriteny 
manadio
nanadio
hanadio
manadiova
Teny mitovy hevitra mandio
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31