Teny iditra managigigigy (gigigigy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamatotra mafy tsy hahafahana mihetsika [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : managigigigy
Ny lasa : nanagigigigy
Ny hoavy : hanagigigigy
Filaza mandidy : managigigigia

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05