|
|
|
|

Teny iditra1  manahinahy
Fototeny  2  ahiahy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to distrust anyone or anything, to be suspicious of.
Ohatra  5  Koa manahinahy aho, sao atody miady amam-bato isika, sao fako misakan-driaka, voloh-katsaka misakan-tadio, ary basy mihaika varatra, ka manohitra ny tsy eran'ny aina; [2.588#]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  hamihinana, hanimahany, hiananiham, hihaminana, manahinahy

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09