|
|
|
|

Teny iditra1  manaiky ambony ihany
Singan-teny  2  manaiky, ambony, ihany
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  manaiky izay lazaina aminy, tsy ampiheverana fa an-jamba fotsiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to agree readily to anything without consideration. [1.2]
Tovy hevitra  6  manaiky be, manaiky befahatany

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/21