Teny iditra | 1 manaiky lembenana |
Singan-teny | 2 manaiky, lembenana |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] manaiky izay rehetra lazaina aminy, noho ny tahotra na ny hasarotan-kenatra, manaikinaiky foana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to yield implicitly, to assent tamely, to follow the multitude for fear and shame. 6 [1.7] to submit to oppression |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3][maneky lembenana] consentir par crainte ou par respect 8 [1.8] se soumettre par crainte ou respect |
Tsipelina hafa | 9 manekylembenana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |