Teny iditra | manaiky lembenana (aiky, lembenana) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Famaritana malagasy | manaiky izay rehetra lazaina aminy, noho ny tahotra na ny hasarotan-kenatra, manaikinaiky foana [Rajemisa 1985] | |
Fandikana anglisy | to yield implicitly, to assent tamely, to follow the multitude for fear and shame. [Richardson 1885] | |
Fandikana frantsay | [ maneky lembenana ] consentir par crainte ou par respect [Abinal 1888] | |
Fandikana anglisy | to submit to oppression [Hallanger 1973] | |
Fandikana frantsay | se soumettre par crainte ou respect [Hallanger 1974] | |
Tsipelina hafa | maneky lembenana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |