Teny iditra manaingoka (tsaingoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitomboka amin' ny vava: Manaingoka voantseva ny boloky
¶ Mifaoka amin-kakingana, mandrapaka: Nisy nanaingoka ilay anjara mofomamin-janako [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manaingoka
nanaingoka
hanaingoka
manaingoha
Teny mitovy hevitra mitsaingoka
Teny nalaina 

2010/05/14