Teny iditra | 1 manaingoka |
Fototeny | 2 tsaingoka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mitomboka amin' ny vava: Manaingoka voantseva ny boloky Mifaoka amin-kakingana, mandrapaka: Nisy nanaingoka ilay anjara mofomamin-janako [1.1] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 9 mitsaingoka |
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny manaingoka io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |