Teny iditra manaisotra (aisotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
 To remove, to clear off [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Enlever, ôter [1.8]
Ohatra 
1Tsy ho azonay hatao intsony ny manaisotra ato aminay ny fakan 'ny fialonana. [2.356]
2Ary raha te-hanaisotra izy, manaisotra raha misy tsy tiany, fa ananany ny tany izany sy mahandriana azy. [2.366]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manaisotra
Ny lasa : nanaisotra
Ny hoavy : hanaisotra
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26