Teny iditra | 1 manaitra |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mamoha amin' ny torimaso: Tsy nisy nanaitra ahy ka dia diso fidirana terỳ aho Mampitahotra tampoka, mampivadi-po: Nanaitra ahy ny fahitako ilay olona niditra tampoka tao an-trano Manatabataba tampoka ka mahatonga handositra: Iza no nanaitra ilay vorona nitsindrotsindroka teto Mahagaga: Manaitra ahy izany vaovao lazainao izany |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to startle, to excite |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] surprendre; alarmer; éveiller |
Ohatra |
6 [1.437#] Ny manofa lamba olona, fa manaitra. 7 [2.643#] manaitra am-boalohany fotsiny fa mora miofo. |
Fototeny | 8 traitra |
Haiendriteny |
|
Lohateny |
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny manaitra io |
Fivaditsoratra | 15 amaritan, amiratan, amitrana, anitaram, iatranam, iramatan, maiñatra, manaitra, manitara, matriaña, mianatra, miatrana, mitarana, mitaraña, namaitra, namarita, namirata, niataram, niramata, ramatany |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/25 |
![]() |