Teny iditra | 1 manaitra |
Fototeny | 2 traitra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mamoha amin' ny torimaso: Tsy nisy nanaitra ahy ka dia diso fidirana terỳ aho 5 Mampitahotra tampoka, mampivadi-po: Nanaitra ahy ny fahitako ilay olona niditra tampoka tao an-trano 6 Manatabataba tampoka ka mahatonga handositra: Iza no nanaitra ilay vorona nitsindrotsindroka teto 7 Mahagaga: Manaitra ahy izany vaovao lazainao izany [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
8 to startle, to excite [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 surprendre; alarmer; éveiller [1.8] |
Ohatra |
10 Ny manofa lamba olona, fa manaitra. [1.437#] 11 manaitra am-boalohany fotsiny fa mora miofo. [2.643#] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny manaitra io |
Fivaditsoratra | 17 maiñatra, manaitra, manitara, matriaña, mianatra, miatrana, mitarana, mitaraña |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |