Teny iditra manaja fotoana
Singan-teny manaja ; fotoana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy mandiso fihaonana nifanarahana na ny paik' andro nambara [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/21