Teny iditra manajanona (janona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampitokona: Nanajanona ny fiarany teo afovoan-dalana izy ka voasazy
Mampiato, tsy mamela hanohy: Tonga ny mpampianatra nanajanona ny ady hevitra fa saika nivadika ho zavatra hafa [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manajanona
Ny lasa : nanajanona
Ny hoavy : hanajanona
Filaza mandidy : manajanòna
Tovy hevitra manjanona

Teny iditra manajanòna (janona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manajanona [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20