Teny iditra manajaroboka (jaroboka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manasoka na mandentika ao anaty rano; mamarina ao anaty rano tsy hipoitra [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
manajaroboka
nanajaroboka
hanajaroboka
manajaroboha

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31