Teny iditra manajaroboka (jaroboka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manasoka na mandentika ao anaty rano; mamarina ao anaty rano tsy hipoitra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manajaroboka
Ny lasa : nanajaroboka
Ny hoavy : hanajaroboka
Filaza mandidy : manajaroboha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05