Teny iditra manaja tena
Singan-teny manaja ; tena
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy mampiseho toetra na fomba ratsy mety hanala baraka tena, fa vonona hitana ny laza soa ananana; io fomban-piteny io koa anefa dia enti-milaza ireo miolonolona tsy mety hihosinkosina amin' ny raharaha iraisana, fa toa mihatakataka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/21