Teny iditra manakaka (kaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manisy kaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To insert a wedge in or under [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Caler, consolider avec un coin [1.3]
 Caler [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakaka
Ny lasa : nanakaka
Ny hoavy : hanakaka
Filaza mandidy : manakakà

Teny iditra manaka (kaka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakaka [fitanisana]

Teny iditra manakaka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano] Manofa vary [1.78]
  [Sihanaka, Tambahoaka] [ mañakaka ] Manofa vary, ets. [1.78]
Tovy hevitra mañalaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20