| Teny iditra | 1 manakany |
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Bara] miady teny
[1.78] 4 [Tanosy] mandà, tsy manaiky [1.78] |
| Tovy hevitra | 5 miakany |
| Fivaditsoratra | manakany, 6 mananika, mañanika, 7 maninaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/20 |
|