|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manakatona
Fototeny  2  katona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mandrindrina, manao izay hiadian' ny lelavaravarana amin' ny batana ka tsy mivoha izy amin' izay: Ndeha hanakatona ny varavarankely indrindra aho no nahita azy nandositra
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to close a door, etc
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] fermer une porte, etc
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  manakatòna
Fototeny  12  katona
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakatona [Fitanisana]

Fivaditsoratra  14  amantanako, anakatonam, anakotanam, anamantako, manakatona, manakatòna, manakotana, manakotàna, manan-katao, nanamotaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20