|
|
|
|

Teny iditra1  manakatra
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Miezaka hahatratra zavatra ambony toerana ka manatsotra ny sandry: Manakatra sary ~ Tsy afaka hanakatra izany ny sainao
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to try the depth of water; to try to reach up to something
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] sonder la profondeur de l'eau; chercher à atteindre
Ohatra  6  [2.606#] Ahafahana manakatra izany na dia ny anarana iantsoana ihany aza.
7  [1.369#] tsy maintsy natao izay hahazoan' ny sain' ny olona tamin' izany manakatra azy.
Fototeny  8  takatra
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  16  anatrakam, manakatra, manatraka, manatrakà

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/03