Teny iditra mañakatry (akatry)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Mampody vady
Manambady [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Conduire la femme à la case du mari [1.82]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakatry
Ny lasa : nanakatry
Ny hoavy : hanakatry

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05