Teny iditra | manakely (kely) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Mahatonga kelikely kokoa: Manakely akanjo ¶ Mampihena: Tsy mety ny manakely ny hadisoana [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fandikana frantsay | rapetisser [Abinal 1888, Malzac: Grammaire] | ||||||||||||||||
diminuer, amoindrir [Abinal 1888] | |||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Teny mifanohi-kevitra | manalehibe | ||||||||||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny manakely io | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |