|
|
|
|

Teny iditra1  manakely
Fototeny  2  kely
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mahatonga kelikely kokoa: Manakely akanjo
Mampihena: Tsy mety ny manakely ny hadisoana
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3, 1.107] rapetisser
6  [1.3] diminuer, amoindrir
Ohatra  7  amin’ ny masolavitra misy ilany manakely ny zavatra jerena (dans la longue-vue il y a un côté qui rapetisse les objets qu’on regarde) [1.3]
8  nanakely ny tokotaninay ny làlana vao natao (le chemin qu'on vient de faire a amoindri notre emplacement) [1.3]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Tohi-kevitra  13  manalehibe
Kamban-teny 
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny manakely io

Fivaditsoratra  16  manakely, manelika, manilake, namelika

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21