Teny iditra (1/2) | 1 manakiana |
Fototeny | 2 kiana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manome tsiny: Tsy ilaozan' olona hanakiana ny zavatra ataonao fa aza kivy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to criticize details, to find fault |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3, 1.8] censurer 7 [1.3] blâmer 8 [1.8] critiquer |
Ohatra |
9 Na dia eo aza ny fitiavanao ny Fiangonana, io ianao fa manakiana ny fitsipika ao aminy. [1.369#] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 14 manakiàna |
Fototeny | 15 kiana |
Sokajin-teny | 16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakiana [Fitanisana] |
Fivaditsoratra | 17 anakianam, manakiàna, manakiana, namaikana, namakanay, namakiana, nanamaika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |