Teny iditra | 1 manakipika |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fototeny | 3 kipika |
Haiendriteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Manesotra zavatra hiala ka ailika; manala amin' ny fanakifihana; manipy |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.3#333] Rejeter en secouant, repousser |
Fivaditsoratra | 10 manakapiky, manakipika, mpanakaiky |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |