Teny iditra manakiraviravy (kiraviravy (raviravy))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampihantona zavatra ka mampirazorazo azy tsy hitehika amin' ny tany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Suspendre, faire pendiller [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakiraviravy
Ny lasa : nanakiraviravy
Ny hoavy : hanakiraviravy
Filaza mandidy : manakiraviraveza

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20