Teny iditra manakirikiry (kirikiry)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mahatonga ho kirina, manorisory [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manakirikiry
nanakirikiry
hanakirikiry
manakirikiriza
Teny mitovy hevitra manirikiry

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/05