Teny iditra manakisaka (kisaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamindra toerana ka tsy bataina fa atosika akorisa; manosika ho eo an-tsisintsisiny, mampihataka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakisaka
Ny lasa : nanakisaka
Ny hoavy : hanakisaka
Filaza mandidy : manakisaha

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20